Talk:Universities

From Wikimedia New York City
Jump to navigation Jump to search

M

             ===== Mahaiza misaotra =====
    Raha misy manomé ny zavatra ho anao
    Kingà ny hiteny hoé:"misaotra tompoko ô!
    Ny akoho misotro rano,na be na kely eo
    Amby angé tazàno,diniho sy jereo
    Raha ny azo no andrandraina,fisaorana no atao
    Ankizy mba misaina,ambàka ve ianao...!!?